Tantara mikasika ny Mongolia tamin'ny Avrily, 2013
Fikarohana Lalam-baovao Ho Fampihenana Ny Fahantrana
Ny zavatra tadiaviana dia ny vahaolana ho fampihenana ny fahantrana satria efa manakaiky ny 2015 fetra farany ho an'ny Tanjon'ny Taonarivo ho a'ny Fampandrosoana napetraky ny Firenena Mikambana na UN Millenium Development Goals (MDG). Vondrona maro no mitady làlam-baovao mba hahita valiny.