Maherifo tsy fantatry ny besinimaro ao Kyrgyzstan mahazo fankasitrahana amin'ny alalan'ny zavakanto an-dalambeSekreteram-pifandraisana amin'ny gazety, mpanao mari-trano, mpanatontosa sarimihetsika ary mpivarotra amoron-dalanaMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Raveloaritiana Mamisoa10 Avrily 2024
Sarimihetsika malaza ao Kyrgyzstan mampihetsi-po sy mampiseho fifamatorana misy eo amin'ny reny iray sy ny zananySaika latsa-dranomaso avokoa ny rehetra amin’ny fiafaran’ilay sarimihetsikaMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Raveloaritiana Mamisoa25 Marsa 2024
Hita faty tao am-ponja ny milaza tena ho ‘andriamanitra vaovao’ tao Kyrgyzstan sady efa kandidà filoham-pirenena in-telo misesyVitsy ireo mino ny filazan'ny manampahefana hoe famonoan-tena inyMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Andriamifidisoa Zo15 Janoary 2024
Hiangana manoloana ny fanafihan'ny governemanta any Azia Afovoany ve ny tambajotran-jiolahy mahery vaika?Maty na any am-ponja ireo lehiben'ny heloka bevava goavana indrindraMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Raveloaritiana Mamisoa06 Janoary 2024
Mandrahona ny FTMF-ONG ny lisitra ‘masombahiny’ ao KazakhstanNamotika ny fiarahamonim-pirenena rosiana ny hetsika nataon'i Kremlin mitovy amin'izaoMpanoratra Vlast.kzNandika Andriamifidisoa Zo27 Desambra 2023
Nankatoavin'ny parlemantan'i Kyrgyzstan ny fanovana ny sainam-pirenenaManao bemarenina amin'ny tsikeram-bahoaka ny mpitarika ny firenenaMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Andriamifidisoa Zo21 Desambra 2023
Ao anaty fanadihadiana iray vaovao, Ozbekistan mankalaza ny hetsika reformista JadidMbola mitombina ankehitriny ireo hevitra "avant garde" nananan-dry zareo fahiny Mpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Miora16 Desambra 2023
Ny ondry Arashan goavambe sy tena lafo vidy any Azia AfovoanyMihoatra noho ny trano fonenana sy ny fiara lafovidy ny sandanyMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Salohy Randriafanomezantsoa05 Novambra 2023
Mbola mamiratra sy manome aingam-panahy hatrany ireo taranaka nahazo medaly volamenan'ny mpanao ady tolona ao KyrgyzstanTheir incredible achievements have turned them into national heroes Nahatonga azy ireo ho mahery fon'ny firenena ny zava-bitan'izy ireo mahagagaMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Raveloaritiana Mamisoa10 Oktobra 2023
Ao Azia Afovoany, ho firaisankina amin'i Okraina dia nofoanana ireo kaonseritra saika hataona Rosiana olo-malaza mpankasitraka ny adyRehefa tafaray ny mozika, ny ady ary ny politikaMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Candy25 Septambra 2023