Pretra Orthodoksa iray ao Kazakhstan miezaka manokatra fiangonana iray tsy miankina amin'ny Fiangonana Orthodoksa RosianaKihondalana ny fiezahana hanamarina ny fanafihana an'i OkrainaMpanoratra Ramil Niyazov-AdyljanNandika Andriamifidisoa Zo21 Jona 2024
Miverina any amin'ny toeram-ponenany voajanahary manan-tantara ao Kazakhstan ny soavaly haoloFiainana zoo mankany amin'ny fandehanana am-patrana tsy hita faranyMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Raveloaritiana Mamisoa19 Jona 2024
Antsafa voalohany nataon'ny filoha Zelenskyy niaraka tamin'ny gazety tao Azia Afovoany, mampitandrina ny amin'ny fisariana zoro amin'i RosiaNiteraka elanelana tamin'ireo mpiara-miasa akaiky taloha ilay adyMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika avylavitra06 Jona 2024