Tantara mikasika ny Zeorzia tamin'ny Avrily, 2017
Ahoana ny Nandaozan'i Alexey Navalny ny Nasionalisma Rosiana
Tsy maintsy niova i Alexey Navalny hiandraiketany ny Rosiana mpanohitra, saingy mety mitsahatra amin'ny kabary fandrendreham-bahoaka ifanoherany amin'i Vladimir Potinina izy eny an-dalana.
Printsy ao Zeorzia Miomana Handray Fanjakana Eo Amin'ny Faha-Dimin'ny Taonany
"Fotoana lehibe tokoa ny hoe taorian'ny roanjato taona dia nisy zaza iray nohosorana ho mpanjakan'i Zeorzia."