· Jona, 2011

Tantara mikasika ny Zeorzia tamin'ny Jona, 2011

Zeorzia: Governemanta 2.0

  23 Jona 2011

Amin'ny fananana mpisera Facebook 621.640 ao amin'ny firenena, Zeorzia no tafiditra lalina indrindra amin'ity valantserasera ity eo amin'ny faritra. Miezaka ny hahazo ny olona an-tserasera ankehitriny ny sampandraharaham-panjakana sy ny manam-pahefana.

Ireo pejinay momba an i Zeorzia

Sakartvelo