Tantara mikasika ny Armenia tamin'ny Jolay, 2018
Armenia : Nodidiana Hanao Hetsika ny Tafika Taorian'ny Nivoahan'ny Lahatsarim-Pamolahana Iray Tety Anaty Aterineto
Mitohy mivezivezy ety anaty aterineto, Youtube sy Daily Motion, ny lahatsary iray mampiseho ny toa fandementsaina mibaribary natao tany anivon'ny andian-tafika iray nitoby tao Nagorno Karabakh, faritany iray ifandrana be sy mitaky fizakantena ao anatin'i Azerbaïdjan ary Armeniàna ny ankamaroan'ny mponina ao aminy..
Ireo vehivavy ao ambadiky ny “Revolisiona Vilory” ao Armenia
Tsy nanao hetsi-panoherana ho an'ny fanovàna governemanta ihany ireo vehivavy an'arivony izay nidina an-dalambe tany Armenia nandritra ny 40 andro tamin'ity lohataona ity, fa koa ho an'ny zon'izy ireo ao amin'ny fiarahamonina nentin-drazana anjakazakan'ny lehilahy.