Tantara mikasika ny Armenia tamin'ny Avrily, 2018
Mametraka ny heriny amin'ny #Yerevanprotests ahitana mpanao fihetsiketsehana 100.000 ny fiarahamonim-pirenena Armeniana
Ny filoha teo aloha efa lasa praiminisitra vaovao no ifantohan'ny fihetsiketsehana goavana indrindra ao amin'ny firenena tao anatin'ny roapolo taona farafahakeliny
Armenia : Tian’ny Blaogera Ny Haino Aman-jery – Tian’ny Haino Aman-jery Ny Blaogy , Fa Iza no Tena Tia Kokoa ?
Mikasika ilay fitiavana "mifamaly" eo amin’ny blaogera sy ny fampahalalam-baovao Armeniana , jereo ato ny taterin’ny gazety Ogostos [RU] mikasika ny ALM, Televiziona sokajian’ireo tanora nahita fianarana ao Armenia ho toy ny fahitalavitra mahamenatra izay toy ny misangisangy ny ijerena azy.
Azerbaijan: Fandalinana Boky
Naneho hevitra momba an'i Artush sy Zaur, ilay bokin-tantaram-pitiavan'ny pelaka izay miresaka momba ny tantaram-pitiavana nisy teo amin'ireo lehilahy Armenianina sy Azerbaijani, i Scary Azeri in Suburbs. Nilaza ilay bilaogera fa raha niezaka mafy ny handresy ny fady ilay boky, dia hitany fa mahatsikaiky kokoa ilay izy fa tsy manohina rehefa...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...