Tantara mikasika ny Armenia tamin'ny Desambra, 2017
Taorian'ny Nilazany Ilay Mahery Fo Armeniana Ho “Mpiara-Miasa Amin'ny Fasista”, Nihemotra Ilay Fahitalavitra Rosiana
"Iray amin'ireo maherifo ngezalahin'ny firenena Armeniana i Garegin Nzhdeh ary tsy any Yerevan ihany no tokony hananganana ny sarivongany fa manerana ireo faritra maro any Armenia ihany koa."