Tantara mikasika ny Armenia tamin'ny Oktobra, 2011
Armenia: Horohorontany Tany Torkia Tsapa Hatrany Yerevan
Ny alahady 23 Oktobra 2011 teo, ny horohorontany nihatra tamin'i Van, tanàn-dehibe any atsimo atsinanan'i Torkia, dia tsapa hatrany Yerevan, renivohitra Armeniana, sy faritra maro hafa ao amin'ilay firenena kely ao Kaokazy Atsimo. Mitatitra i Onnik Krikorian.