· Marsa, 2009

Tantara mikasika ny Armenia tamin'ny Marsa, 2009

Armenia: Herintaona taty aorian’ny ady noho ny fifidianana

  05 Marsa 2009

Anarivony ireo olona tonga teny andalamben’I Yerevana tamin’ny Alahady mba hitondra fahatsiarovana ny disadisa tao aorian’ny fifidianana tamin’ny herintaona lasa teo tao Armenia izay nahafaty olom-pirenena valo sy polisy anankiroa. Satria mbola ao ambadiky ny lalana ireo mpihetsiketsika manohitra, dia noampangaina marindrano ny governemanta tamin’ny andraikitra kely dia kely noraisiny mba ahafahana manao famotorana ho araka ny tokony ho izy ny ady saritaka.

Ireo pejinay momba an i Armenia

Hayastan