Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2018

Tantara mikasika ny Martinika tamin'ny Oktobra, 2018

Andro faha-2: Hetsika ho an'ny Demokrasia tao Nepal

Mihoatra ny arivo no voasambotra, maro ireo voadaroka, maro no maty, ary nandrahona ny hampihatra lalàna miaramila ny Minisitry ny Atitany, i Kamal Thapa.

Antilles Frantsay: Fanontaniana momba ny mari-panondroana sy ny tsy fananan'asa

Tino Land, nosoratan'ilay bilaogera Martinikàna monina ao Paris manasongadina ny disadisa misy indraindray eo amin'ny Afrikana sy Karibeana Frantsay, mitsikera ny Frantsay Antilliana mitsipaka ny fototra maha-Afrikana azy ireo sy Afrikana milaza fa "namidy" tamin'ny kolontsaina Tandrefana ny Antiliana