Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Jolay, 2024
Nihen-danja ny rivo-doza Beryl rehefa avy nandravarava an'i Karaiba, saingy mety mbola hitondra faharavana
Tombanana ho fito farafahakeliny hatreto ny isan'ny maty nandritra ny fandalovan'i Beryl, mahagaga raha jerena ny haben'ny fahapotehan'ny fotodrafitrasa, ny tranobe ary ny tontolo voajanahary.
Beryl any Jamaika, ny lokon-dranomasina
'Ny tena maharary indrindra ho an'ny nosy amin'ny ankapobeny dia ny aorian'ny rivo-doza. Niharihary hatrany fa nisy faharavana goavana nitranga tany amin’ny faritra maro..'
Raha miomana ny hizàka ny dona mivantana i Jamaika, manomboka kosa ireo ezaka fanampiana an'ireo nosy ravan'ny rivodoza Beryl
Mety hahavariana an'ireo manampahaizana manokana amin'ny toetrandro ny maha-miavaka an'i Beryl, fa ireo singa mahatonga an'i Beryl hisongadina kosa dia atahoran'ireo voa matetika ho lasa fenitra
Jamaika miandry an'i Beryl
"Fantatro avy amin'ireo rivomahery efa nandalo izany, hianjera ny hazo, hikorisa ireo tehezan-tendrombohitra, hiova endrika ny morontsiraka. Ary hisy ny faharavàna, angamba ho faharavàna mahatsiravina, eto [amin'ny nosy]"