Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Mey, 2024
Karaiba, mitomany an'i Tina Turner, ilay kintan'ny Rock & Roll
Ny firesahan'i Tina momba ny herisetra an-tokantrano no nahafahan'ny olona maro namantatra ny tenany avy aminy, indrindra fa ny tao Karaiba izay miady amin'ny fanararaotana anivon'ny tokantrano sy ny famonoana vehivavy
Ny kolontsain'ny basy ao Jamaika, ny fiantraikany amin'ireo atao an-jorom-bàla
Manana betsaka holazaina ireo Jamaikàna mpampiasa aterineto momba ilay tranga lehilahy iray basy nanambana vehivavy iray tsy manan-kialofana - ary tsy araka izay mety ho eritreretinao mihitsy
Jamaika, namiratra nandritra ny Loka Asa Fanaovana Gazety ho an'ny Rariny ara-Toetrandro tao Karaiba ny Repoblika Dôminikàna sy Goiàna
"Fo mampitempo izany rehetra izany, ny olona. Mifamatotra amin'ny zo maha-olona ny rariny ara-toetrandro"
Ratram-po nahazo vehivavy jamaikàna iray lasa aingampanahiny nanorenana ‘Faribolana Fiahiana’ ho an'ireo sisampatin'ny fanararaotana ara-nofo
Noho i Alicia Bowen-McCulskie izy tenany niharan'ny fanararaotana ara-nofo ihany koa, “dia naminavina toerana azo antoka sy hirika ho an'ireo vehivavy na ankizivavy mba hidirany hahazo tohana ara-tsaina, fitaovana ary fikarakaràna ilainy hanamoràna ny fizoran-dry zareo mankany amin'ny fahasitrànana”