Tantara mikasika ny Goiana tamin'ny Jolay, 2020
Ny famerenana fanisàna vato no hilaza ny vokatry ny fifidianana tao Goiàna hoy ny Fitsarana Antampony
Natao tamin'ny 2 Martsa ny fifidianana solombavambahoaka tao Goiàna. Ankehitriny, nandidy ny fitsarana antampony fa tsy maintsy mametraka ny tatitra ofisialy avy aminy ary mifanaraka amin'izay vokatry ny famerenana nanisa vatompifidianana ny Tale Jeneraly misahana ny fifidianana.