Tantara mikasika ny Goiana tamin'ny Janoary, 2018
Goiana: Akon Indray
Nanao ny fanaony indray i Akon - namorona resabe tao Karaiba. Tamin'ity indray mitoraka ity, i Goiana no toerana nosafidiany. ireo blaogera Goiane no nandika an'ity fisafoakan'i Akon ity ho toy ny fampisehoana ny tsy fitiavana mifangaro aman'olona ananan'ilay mpihira