Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Goiana tamin'ny Novambra, 2012

Goiana: Mampitroatra Ireo Mpisolovava Mpiaro Amin'ny Herisetra Ny Seho An-tsehatr'i Chris Brown Hatao Atsy Ho Atsy

Tamin'ny 2009, rehefa niely ny vaovao fa nidaroka an'i Rihanna, mpihira teratany Barbadiana manga feo ny olon-tiany tamin'izany fotoana, Chris Brown, dia tezitra ireo mpitoraka bilaogy tao Karaiba. Ny firesahana momba ny seho an-tsehatr'i Chris Brown any Georgetown hatao atsy ho atsy dia mahatonga ireo mpitoraka bilaogy hiresaka mikasika ny...