· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny Goadelopa tamin'ny Septambra, 2018

Ny haintany tany Guadeloupe sy tany Martinique

  01 Septambra 2018

(Marihina fa tamin'ny 12 Martsa 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ny hita tamin'ny lahatsoratra tato amin'ny Global Voices, niaina haintany nahery vaika ireo vahoaka Karaibeana tao anatin'ny herinandro vitsivitsy. Naneho hevitra momba ity loza voajanahary nisy fiantraikany teo amin'ny fiainan'izy ireo andavanandro sy teo amin'ny tontolo ara-politika ity ireo...