· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Goadelopa tamin'ny Septambra, 2007

Guadeloupe: Anjaran’ny tera-tany tsy Amerikana na Eoropeanina amin’izay izao no mitantana ny FMI

  12 Septambra 2007

Notsikerain’ ny mpanoratra ao amin'ny Blog'ny C.P.N.G ( na ny Vovonana Hanorenana Guadeloupe Vaovao )ny fikasana azo vinanina atsy ho atsy hanendrena Eoropeanina ho Tale Jeneralin'ny F.M.I.: Efa tonga ity ny fotoana, hoy ity mpanoratra, hanendrena Tera-tany avy aminy Afrika,na Azia,na Amerika-Atsimo,na Karaiba hitantana io Foibe io ; Ny Fitantanana...