Tantara mikasika ny Dominika

Noelin-dry zareo any Karaiba

  28 Desambra 2008

Noely ny andro – Ary tsy misy n'aiza n'aiza mankalaza ny Noely ohatran'ny any Karaiba! Inty misy topi-maso kely ny amin'ny ataon'ny mpitoraka blaogy avy any Karaiba mba ho tafiditra ao amin'ny fanahin'ny fankalazàna… Ny mpitoraka blaogy avy any  Guyana dia nanao “meme” amin'ny hoe “Tsy Krisimasy ny Krisimasy rehefa...

Dominika : Fahaleovantena

  03 Oktobra 2008

Dominica Weekly no manapariaka sarin'ny fety fanokafana ny fankalazana ny faha-30 taonan'ny fahaleovantenan'ny nosy Dominika.

Dominika sy USA: Politika sy Olona

  31 Jolay 2008

“Liana dia liana amin'ny fizotry ny fifidianana Amerikana i Chris ao amin'ny Dominica Weekly , ary mitarika azyizany hitodika amin'ny toetoetran'ny politika ao an-tanindrazany: “Angamba ny zavatra mahomby indrindra azontsika atao dia ny milaza ny marina amin'ny manampahefana, midradradradra izay ilaintsika, mitaky ny zo sasantsasany, tahaka ny fitsaboana, fahampiantsakafo, ary...

Dôminika : Izay lazaiko atao, fa tsy izay ataoko

  17 Janoary 2008

Mampahatsiahy antsika i Steve's Dominica As our Government takes a step closer to turning Dominica into an oil refinery for Hugo Chavez, it's worth remembering what they said in 2006 “Ary satria ny governemanta dia mbola namindra indray nanakaiky ny hamadihana ny nosy Dôminika ho orinasa fanasivanana ny solik'i Hugo...

Dôminika, Venezoelà : Raikitra ve ny varotra ?

  11 Janoary 2008

Apparently Hugo Chavez announced today that construction will begin soon on the oil refinery here “Toa hoe nambaran'ny (filoham-pirenena Venezoelana) Hugo Chavez androany fa hanomboka aty tsy ho ela (intony) ny fanorenana ny orinasa vaventy fanodinana solika ho lasantsy” Manontany tena i Living Dominica raha misy zavatra tsy arany [tsy nanao...

Dôminika : Tazo Denga (tohiny)

  01 Novambra 2007

Ny blaogy Living Dominica [Anglisy] dia mitantara fa mbola avo ny voka-dratsin'ny tazo denga any amin'ny nosy sasantsasany any Karaïbà. [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Tazo Denga] Janine Mendes-Franco

Barbàda, Dôminika : Mpanao gazety notoriana tany amin'ny fitsarana

  26 Oktobra 2007

Ny blaogy Barbados Free Press na fahampahalalam-baovao malalaka any Barbada, dia mitatitra ny nitorian'ny Praiministry ny nosy any amin'ny fitsarana an'i Matt Peltier, mpanao gazety any Dominika. « It all started when The Times published an article asking how it was that the Prime Minister acquired a million dollars worth...

Dôminika : Tazo Denga

  14 Oktobra 2007

Ny blaogy Living Dominica dia mitantara « ny fiainana ao ambany fiarovan'ny aro-moka » [Anglisy] amin'izao firongatry ny tazo denga [dengue fever | fièvre dengue] any amin'ny nosy Dôminika izao. Nicholas Laughlin