Tantara mikasika ny Dominika tamin'ny Aogositra, 2024
Vehivavy roa atleta vao avy nandrombaka ny medaly ôlaimpika voalohany ho an'i Ste Lucia sy Dôminika
Julien Alfred avy ao Ste Lucie no nahazo fandresena miezinezina sy manan-tantara tamin'ny 100 metatra, raha i Thea LaFond avy ao Dôminika kosa nahazo koa ny volamena tamin'ny taranja in-telo mandingana, sokajy vehivavy.