· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Bermuda tamin'ny Janoary, 2008

Bermuda : Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy “nahantona”

  29 Janoary 2008

Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy any Bermuda i Allan Palmer, nambarany fa “nahantona” amin'ny maha-Polisy azy izy noho ny lahatsoratra izay napariany teo amin'ny blaoginy : That article was posted as a last minute ditch to abort a devious plans which was orchestrated and initiated for my demised. To ensure...