Tantara mikasika ny Belize tamin'ny Febroary, 2019
Goatemalà: Mankalaza ny Andron'ny Tany sy ireo Fomba Fitandrovana azy
Loharanon-drehareha ho an'ny maro ao Goatemalà ireo alany sy ilay hatsarany voajanahary. Na izany aza anefa, ahiahy ihany koa ny tsy firaharahiana ny tontolo iainana sy ny fahasimbàna, ary manome sosokevitra amin'ny fomba hahazoana antoka ny amin'ny fitandrovana azy ireo bilaogera ao an-toerana.