Manambara i St Lucia fa hampiantrano ny karnavaly ‘vaxxed’ amin'ny 2022, saingy tena mifanaraka amin'ny zavamisy ve izany?Tetika ara-toekarena, fanohanana ny sehatry ny famoronana, sa tetika hanaovam-baksiny? Mpanoratra Janine Mendes-Franco Nandika Miora30 Desambra 2021
Milaza i Antigua sy Barbuda fa ‘mila mandoa vola’ ireo mpandoto, satria loza mitatao ho an'ny nosy madinika andalampandrosoana ny fiovaovan'ny toetrandroLohahevitra saropady ho an'ireo nosy madinika ny resaka fatiantoka sy fahavoazanaMpanoratra Zico Cozier Nandika Raveloaritiana Mamisoa10 Desambra 2021