Tantara mikasika ny Karaiba tamin'ny Septambra, 2024
Tahirim-peo anjotra Karibeana sasantsasany mila henoina amin'izao Andro Iraisampirenena momba ny Tahirimpeo anjotra izao
Taorian'ny fanombohana somary miadana — sy ny fitomboan'ny fampiasana aterineto ao amin'ny faritra — dia nanomboka namihina ilay endrika ireo mpitaonan'i Karaiba tao anatin'ny folo taona teo ho eo, ary maro ireo nahatsangana mpihaino tsy tapaka amin'ny tolotra fanaony.
Roméo Mivekannin: « Ratra tsy nikombona ny tantaram-panjanahana»
Hatramin'ny fanandevozana ka hatramin'izao, nanompo hatrany ny tombontsoan'ny kapitalisma erantany ny vatan'ireo Afrikàna, na lahy na vavy. Misy artista manazava ny asan-dry zareo amin'ny alalan'ireo asakantony, ary mamboraka ny fifandraisany amin'io fanontoloana tsy mifandanja io