Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Mey, 2010
Tsy handray anjara amin'ny fifidianana filoham-pirenena manaraka any Madagasikara i Rajoelina
Ny filohan'ny Fitondrana Ambony amin'ny Tetezamitan'i Madagasikara, Andriamatoa Andry Rajoelina dia nanambara tamin'ny haino aman-jerim-pirenena [ndlr. RNM sy TVM omaly alina, Alarobia 12 May 2010] fa tsy hilatsaka ho kandidà...
Belzìka : Hihàran'ny fandraràna ve ny rakitsariitatra ”Tintin any Kôngô”?
Tintin au Congo [Tintin any Kôngô], ilay rakitsariitatra faharoa amin'ny andian’Ireo tantaram-piainan'i Tintin izay diam-penin'ny kalaza Hergé, teratany Belzà [avy any Belzìka] izay mpanoratra ny tantara sady nanao ireo sariitatra mitantara...
Orogoay: Tatitra an-tsary fanatanterahana sarinjatovo
Ny blaogy Con la Cámara en el Bolsillo [miaraka amin'ny saripika ao am-paosiko] dia mitatitra sy manapariaka sary avy any amin'ny faritry ny tanànan'ny Montevideo, (renivohitry) Orogoay. Vao tsy ela...
Japàna: Karnavaly Cosplay
The Englishman [Ilay rahangahy Anglisy] dia manapariaka andian-tsary maromaron'ny Karnavaly Cosplay [fiakanjoana sy fakan-tahaka ireo mpilalao tantara sariitatra] any Ozaka, Japàna.