Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Jona, 2024
Miomana ny hanidy ilay sisintany farany fiampitàna iraisany amin'i Belarosia i Pôlônina, raha mbola mitohy kosa ny krizin'ny mpitsoa-ponenana
‘Toy ny ao Finland, resaka mandeha ao Pôlônina ny hoe fifindramonina atao fitaovana no misy, atosiky ny firenena iray feno fankahalàna avy any ivelany, fa tsy ny fijerena ireo filàna araka ny maha-olombelona an'ireo olona mifindra.’
Rosiana LGBTQ+ mpikatroka nanatrika ny diabem-pireharehana tao Moldavia
Araka ny mpikarakara dia io no diabe nahavory olona indrindra teo amin'ny tantaran'i Moldavia, nahazo mpandray anjara mihoatra ny 800
Avy aiza ireo andian-tantely tsy mahazatra tonga ao Chișinău, Moldova?
Efa nisy tranga tahaka izao tsinjo taona maro tany aloha, ary amin'ny ampahany betsaka dia fifanandrifian-javatra fotsiny ny nahitàna ireo andian-tantely tany amin'ireo faritra an-tanàndehibe
Miverina any amin'ny toeram-ponenany voajanahary manan-tantara ao Kazakhstan ny soavaly haolo
Lasa dingana lehibe amin'ny ezaka fiarovana ny bibidia maneran-tany ity hetsika ity mba hanavotana ny soavalin'i Przewalski tsy ho lany tamingana sy hamerenana azy ireo amin'ny toeram-ponenany voajanahary.
Antsafa voalohany nataon'ny filoha Zelenskyy niaraka tamin'ny gazety tao Azia Afovoany, mampitandrina ny amin'ny fisariana zoro amin'i Rosia
Antsafa tonga tao anatin'ny fotoana nampizarazara an'i Azia Afovoany momba ny fanehoankeviny manoloana ilay ady ao Okraina