Tantara tamin'ny Tselatra sy Emirà Arabo Mitambatra
Emirà Arabo Mitambatra: Tsy fisian'ny atody sy fifaninanana
Na dia tsy misy aza, ry zareo, ny atody eny an-tsena dia nosoratan'i Bu Jassem avy ao Emirà Arabo Mitambatra fa misy fifaninanana te-hanintsana ny zavabita tsara indrindra amin'ny voasoratra ao amin'ny Guinness. Ilay fifaninanana atao dia fitondrana atody maro isa indrindra amin'ny tanana iray ihany ka tontosaina ao Dubai izy io....
Emirà Arabo mitambatra: Mikatona noho ny fitsidihan'i Bush i Dubai
Seabee avy ao Dubai, Emirà Arabo Mitambatra, no tezitra amin'ny nanakatonana ny Emirà mandritra ny tontolo andro itsidihan'ny filoha Amerikana George W Bush any. Ny tena nahatezitra azy dia faritry ny tsenambarotra maro (izany hoe mikatona ho azy ny tsena) no tena iharan'ity fanakatonana ity.