Tantara tamin'ny Tselatra sy Nepal
Nepal: Ilay praiminisitra mpioko
Minerva's Crossing no sondriana tamin'ny kabarin'ny praiminisitra, sady lehiben'ny mpioko taloha, Pushpa Kamal Dahal (Prachanda) nataony tao New York ary nanambara hoe: “afa-miova ny vondrona mpioko, rehefa vonona ny hiroso ho amin'izany”.
Nepal : Fizakantenan’ny Fitsarana isam-paritra sy ny fanamafisana ny lalàna
Indro ny fehin’izay nosoratan’i Bahas mikasika ny rafitra ara-dalàna mihatra any Nepal. “Sarotra dia sarotra ny fanamafisana ny Fitsarana sy ny lalàna fanamafisana ny demokrasia ary ny fampiasana ny rariny hahasoa ny vahoaka raha mbola eo ambany fahefana foibe (iray) hatrany ny fijoroan’izy ireny.”