Tantara tamin'ny sy

Maraoka: Fitsidihana manokana ataon'ny mpanjaka any Frantsam

  30 Janoary 2011

Araka ny voalazan'ny mpanao gazety Maraokana mpanohitra  iray nifampitafa tamin'ny vohikalam-pampahalalam-baovao Frantsay Rue89 [fr] dia toa tonga nanao fitsidihana manokana (visite privée) any Frantsa nanomboka ny alakamisy teo ny mpanjaka Mohamed VI avy any Maraoka, ary mipetraka ao amin'ny Lapaben'ny fianakaviany izay akaiky an'i Parisy. Miteraka tombatombana isan-karazany amin'izay tena...

Morocco: Lasibatra ny toeram-pivoahana ho an'ny daholobe

  07 Jolay 2010

Ilay Maraokana mpitoraka blaogy, Big Brother Maroc [Fr] dia mitatitra ny fanelezana (fanolorana) ny  Bitelma [Fr] ( izay adika tsotra amin'ny hoe Toeram-pivoahana), tranonkala iray anasana ny mpitsidika mba handefa ny sarin'izay “toeram-pivoahana ho an'ny daholobe faran'izay maloto eo anivon'ny firenena” ka avondrona araka ny tanàna sy ny adiresy (tobim-piaran-dalamby,...

Obama sy ny fivavahana

  26 Janoary 2008

“Soa fa  nisy Barack Obama, mba hamaritan'ny Islam indray ny antsoina hoe “mpino” araka ny voambolana Silamo, na mila mieritreritra amin'ny famaritana vaovao anononana ny antsoina hoe ‘foko Miozolmana’ indray ny fianakaviambe iraisam-pirenena (na ny tontolo manerantany araka ny dika manta) mba ampifanarahana ny olana miatrika ny raharaha manokana ampiharina amin'iMr....

Maraoka: Diso lalana i Casablanca

  16 Janoary 2008

“isaky ny mitsidika an’i Casablanca aho, isan-taona na indroa isan-taona, dia hitako mihamitotongana amin’ny lafiny maro ny tanàna. Raha mihamaitso, mirindra , ary azo antoka kokoa ny tanàn-dehibe manerantany, dia ny mifanohitra amin’izany kosa no hita any Casablanca” Hoy ny nosoratan’ny Mpamaham-bolongana Maraokana Adilski.

Maraoka: Sisan-taolana 300 000 000 taona hita

  15 Janoary 2008

Nisy manampahaizana (mpikaroka) telo nahita sisan-taolana kankana (karazam-biby tsy mandady tongotra efatra) 300 000 000 taona tao atsimon'ny tanànan'i Zagora, Maraoka, hoy ny tatitry The View from Fez.