Tantara tamin'ny sy

Seribia: Afangaron'ny CNN i Budapest sy i Belgrade

  02 Aogositra 2008

Balkan File no nilaza fa “nampifamadihan'ny CNN ho ny sary ny filazalazana ny rotaka nitranga tany Budapest, Haongiria, ny rotaka nitranga tany Belgrade”: “ny fanehoankevitra an-tserasera moa no nanambara fa angamba te-hampiseho hetsi-panoherana mafana vay kokoa noho ny tena nitranga ny CNN, saingy na izany aza, amin'ny fomba ahoana moa no isian'ny fifandisoana...

Hongria: krizy eo amin'ny governemanta

  02 Avrily 2008

Eva Balogh ao amin'ny Hungarian Spectrum no mitatitra ny krizy miseho eo amin'ny firaisankina governemantaly manasratsaraka ny mpikambana aoamin'ny governemanta raha nanala ny minisitry ny fahasalamana ny praiminisitra.