Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Septambra, 2017
Bilaogy Libiana: Tony Blair, Voanketsihetsy, Dona sy Tahotra ary Andro Tena Mafana
Tsy liana amin'ny lafin'ny dian'i Blair ihany ilay bilaogera Highlander, fa liana amin'ny zava-nisy nitsidihana ny fianakavian'ireo ankizy Libiana voan'ny aretina SIDA koa.
Arabia Saodita: Governemanta Mikendry Manokana Ireo Bilaogera, Masoivoho Saodiana Vaovao Ao Etazonia, Ary Resaka Maro Hafa Koa
Ny fisafaokan'ny gazety momba ny fandaharam-pianarana any Arabia Saodita, fampielezankevitry ny governemanta hamelezana manokana ireo lehilahy bilaogera any Arabia Saodita, Anna Nicole Smith, Kareem Amer, fisaraham-panambadiana an-tery, fandaharanasam-panjakana vaovao hiadiana amin'ny kolikoly, ary maro hafa no naresaka indrindra tao amin'ny tontolon'ny blaogy tany Arabia Saodita.
Mampiseho ny Lafiny Maha Olona ny Fivarotantenan'ny Lehilahy Ao Japana Ny Horonantsary Fanadihadiana Iray Vaovao
"Mahery ireo mpanjifa," hoy ny iray amin'ireo nohadihadiana. "Manaiky ihany aho ny farany... Ka na inona na inona teren'ilay mpanjifa hataoko, tsy dia afaka mandà loatra aho."
Fitokonan'ny Mpampianatra ao Però : Ilay Sary Nalaza An-tserasera
Fa ny fanafosafoany ny tavan'ilay vehivavy kely sady feno tahotra no nahatonga azy niova vetivety teo ho ho goavana malefaka sy mahafinaritra"
Azia Atsimo: Holi, Fampakarambady, Bollywood, Ranomandry, sns…
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Martsa 2007) Arahabaina isika rehetra mpamaky nahatratra ny Holi. Ny fetiben'ny loko fanaon'ny Hindò rehefa lohataona no isan'ny fetibe nentindrazany tena malaza indrindra any India sy...