· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Janoary, 2008

Bangladesh : Ezaka fanampiana noho ny rivodoza Sidr

  10 Janoary 2008

Nandrava an’i Bengladesh ny rivodoza Sidr ny tapaky ny volana Novembra teo, ary na dia nihena be aza ny firesahan’ny fampahalalam-baovao dia mbola mitohy hatrany ny ezaka fanampiana ny traboina. Nandefa lahatsary maromaro tamin’izay niainany avy any Dhaka, Bangladesh ho fandraisany anjara hampitsaharana ny fahantrana. Bangladesh moa no firenena fahafito...

St Vincent les Grenadines: Mozika meloka

  10 Janoary 2008

“ Noho ny fisian’ny famonoana olona 36 voaisa tamin’ny herintaona dia hita fa ny zavatra tadiavinay farany indrindra (izany hoe ny zavatra halanay) dia mpihira manindrahindra ny fiainan-jiolahy” Izany no lazain’i Abeni momba ny “Asan’ny mozika mandrisika ny maivan-doha” rehefa naheno ny vaovaon’ny fandraràna mpihira iray tsy hihira any St...