Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2019

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Avrily, 2019

“Iza No Nampamono An'i  Marielle Franco?”  Hoy i Brezila Manontany Herintaona Aty Aorian'ny Namonoana Ilay Vehivavy Mpanolotsaina

"Iza no nanome baiko ilay mpifanila vodirindrina amin'ny filoha mba hamono an'i Marielle?"

Fitempon'ny Tontolom-bolongana Saodiana

Ndeha hatombontsika amin'ny fandrakofana an'ireo media iraisam-pirenena mikasika an'i Arabia Saodita ny famintinantsika an'ity herinandro ity, izay nisarika ny sain'ireo blaogera marobe. Mandefa fanehoankevitra iray i Mansur tao anatin'ny tantara iray an'ny tranonkala an'ny BBC.