Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Jona, 2018
Tsy lahatry ny fiainana izany, fa setrasetran-dehilahy: Fahatezerana ao Però noho ny famonoana ilay vehivavy 22 taona
"Miantso ny tenantsika ho an'i Eivy, ho antsika rehetra. Hidina an-dalambe isika mba hanohitra ny rafitra fanambatiana vehivavy izay tsy manaja ny maha-olona antsika..."
Andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy ao amin'ny bilaogy Toniziana
Ny 13 Aogositra Androm-pirenen'ny vehivavy ao Tonizia. Naparitaka tao amin'ny tontolon'ny bilaogy ny antso mba hiarahana amin'ny fankalazana miaraka amin'izao tontolo izao ny 8 Martsa.
Ekoatora: Blaogy Miady Amin'ny Herisetra An-tokantrano
''Tamin'ny nanontaniany ahy raha tiako ny ho alika vaviny no nisehoan'ny fanimbazimbàna voalohany. Tena tohina aho ary nilaza izy fa vazivazy izany. ''
Ekoatera: Ny Fanalànjaza Anivon'ny Adihevitra Mikasika Ny Lalàmpanorenana Vaovao
Vao iray volana kely taorian'ny fitsapankevitra momba ny lalàmpanorenana tao Ekoatora, ... Mitdika any amin'ny fanohanana na fanoherana foana ny fironana, indrindra any amin'ireo anjerimanontolo.