Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Mey, 2018

Bilaogy Jordaniana: Ny andron'ny orampanala sy ireo fitantarana hafa nandritra ny volana Martsa

Ny resaka toetr'andro hafahafa no tantara lehibe indrindra nampalaza tampoka ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana ....

Mpisolotena Tampisaka sy Sokajy : Ny Fampianarana Teny Anglisy Erantany

Eto amin'izao tontolo izao, efa ho 1 lavitrisa ireo olona mianatra ny teny anglisy ho toy ny teny vahiny (English as a Foreign Language, EFL), ary dia samy mifanena aminà mpisolotena mandray roa daholo ao anatin'ny lesona voalohany atrehan-dry zareo.

‘Mandraisa andraikitra ao amin'ny vondrom-piarahamoninao': Mandrisika ny fikatrohana mafy kokoa ny vehivavy Amerikana miady hijoroan'ny rariny

"Heveriko fa tokony ho tànana ho tompon'andraikitra ny polisy. Tsy misy ny rariny raha tsy misy ny tamberin'andraikitra. Izany no olana lehibe indrindra, tsy misy ny olona tompon'andraikitra."

“Niriko ho lehibe tao anatin'izany trano izany ny zafikeliko”: Fijoroana vavolombelona avy amin'ny renibe Syriana 61 taona avy ao Zamalka

Niriko mba ho lehibe tao ny zafikeliko, mba ahafahan'izy ireo manisy fiainana vaovao amin'izany trano izany, tahaka ny nataon'ireo taranaka rehetra tamin'ny razambenay. 

Nofaranan'ny vehivavy Hazara ny fitokonana tsy hanendry hanina hanoherana ny famonoana azy ireo rehefa nanaiky ny hifampiresaka ny lehiben'ny tafika pakistaney

"Mangataka ny Lehiben'ny Tafika tsy maintsy tonga eto Quetta manao fanamiana sivily izahay hihaino ny kiakiaky ny mananon-tena 3000 sy ny kamboty 10.000."

Nanafintohina ny espaniola ny sazy kely nomena ny “La Manada”

Sivy taona an-tranomaizina noho ny herisetra ara-nofo, sazy nomena ireo mpikambana ao amin'ny La Manada. Tsy nahafa-po ny didim-pitsarana. Mitohy ny fihetsiketsehana miaro ny vehivavy