· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Oktobra, 2017

Iran: “Fanomezana Ho Antsika Ny Aterineto”

Arsham Parsi no mpanorina sy talen'ny Fikambanan'ny Pelaka Iraniana ao Toronto, Kanada. Niresaka taminay momba ny fisian'ny pelaka Iraniana eny amin'ny sehatry ny aterineto (cybercafe), ny fanambin'izy ireo sy ny tetikasan'izy ireo izy. Voaràra ao Iran ny fahapelahana, ary voasazy an-tranomaizina na ho faty.

16 Oktobra 2017

Pakistana: Miaraka Amin'ny Gawaahi Mandrava Ny Fady

Efa hatry ny ela ireo teknolojia fampahalalam-baovao sy fifaneraserana (TIC) no hita toy ny fanambaràna fiovàna erantany. Anisan'ireo tetikasa mikendry ny hanasongadina ny feo tena tsy heno loatra ao anatin'ny fiarahamonina pakistaney ny Gawaahi (ao amin'ny Facebook ihany koa). Mampiaraka ny TIC sy ny fikatrohana ara-tsosialy.

15 Oktobra 2017