Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Aogositra, 2016
Ankoatra Ilay Mpilomano Singapaoreana Nandresy An'i Michael Phelps, Fantaro Ireo Aziatika Atsimo-Atsinanana Hafa Nahazo Medaily Volamena Tamin'ny Lalao Olaimpika
Sambany nahazo medaily volamena tamin'ny lalao Olaimpika ao Rio i Singapaoro sy Vietnam, efa nahazo volamena roa kosa i Thailandy raha mbola volafotsy ny an'i Filipina.
Fongarin'ny Mpanao Sarimihetsika Ny Tantara Sy Ny Adihevitra Fonosin'ny “Zato Taonan'ny Hatsarantarehy” Ao Amin'ny Repoblika Dominikàna
Aingam-panahy avy amin'ireo andiany ao amin'ny Cut.com, mandalina ny tantara mikasika ny hatsaran-tarehy Dominikàna tamin'ny taonjato lasa ny Lala Films. Fa sady tsy manilika ny tsy fitovian-kevitra koa.
Manangoly Loatra? Tsy Ampy Anarana? Manasongadina Vehivavy Atleta ao India Ny Dokambarotra Nike
"Mampiseho ny tsy fahafantarana ireo mpanao fanatanjahantena vehivavy na atleta eto amin'ity firenena ity ilay dokambarotra Nike ."
‘Ramatoa Polisy’ Rosiana Iray: Fizaràna Voalohany
Tany ampiadohan'ity volana ity, nanoratra tamin'ny tambajotra Batenka.ru i Borisova mikasika ireo traikefany amin'ny maha-mpitandro filaminana azy. Mizara telo ny famoahanay ny lahatsorany. Ity no fizaràna voalohany.
Adin-teny (Sy Afisy Lehibe) Momba Ny Fitafian'ny Vehivavy Ao Kyrgyzstan-
Ho an'ny sasany, fizarazarana ara-pivavahana Silamo izany. Ho an'ny hafa, mikasika ireo lehilahy milaza amin'ny vehivavy ny tokony hanehoany ny vatan'izy ireo izany.