Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Aogositra, 2017

Mpanao Politika Japoney Manery ny Talen-tsekoly Amin'ny Boky Fianarana Tantara Manazava ny ‘Vehivavy Fiononana’

Tamin'ny Zoma 4 Aogositra 2017, nanjaka tao amin'ny Twitter Japoney ny lohahevitra momba ny boky fianarana tantara. Nalaza vetivety tao amin'ny Twitter ny andian-teny hoe "nahoana no nosafidiana ity boky ity"(教科書なぜ採択)

Repoblika Demaokratikan'i Kongo: Ady Miantraika Amin'ny Ezaka Fiarovana Ny Rajako (Gorila)

Tsy ampoizina tanteraka ny toe-javatra ao amin'ny Valam-pirenena Virunga ao Kongo. Mihitatra ao amin'ny toerana onenan'ny Rajako arovana ao amin'ny tendrombohitr'i Virunga, toerana fehezin'ireo mpikomy ankehitriny ny ady ao Kongo.

Mandrara Ny Shawarmas Tsiron'Akoho I Jordania

Misaona ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana noho ny fandraràna ny fivarotana shawarmas misy akoho - akoho, salady, tahini, mifono ao anatin'ny mofo matsiro ireo rehetra ireo.

Tao Anatin'ireo Faharavàn'ny “Tanàna Haolo” Ao Abkhazia Atsinanana, Mitohy ny Fiainana

"Tsy haiko izay hitranga, fa hamboly korzety aloha isika"

Bangladesh: Afaka Manavotra ny Firenena Ve Ny Herin'ny iray?

Lohahevitra mafàna ao Bangladesh ankehitriny ny fanambaran'i Dr. Muhammad Yunus, ilay nahazo loka Nobel, ny fikasàny hanomboka antoko politika sy hirotsaka amin'ny fifidianana manaraka.

Global Voices Manome Voninahitra Ny Fiainan'i Bassel Khartabil, ilay Mpikatroky ny Habaka Misokatra, Maty Novonoin'ny Fitondrana Siriana

Omenay voninahitra ireo ezaka nandritry ny dimy taona lasa nataon'ny olona sy fikambanana marobe nisolo vava ho famotsorana azy.