Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Janoary, 2018
Andiana Tanora Kolombiàna Mpanohitra Raharaha Miaramila, Mankalaza Ny 10 Taona Nanoherana.
Ny 17 May lasa teo no nanamarihana ny tsingerintaona faha-folon'ny Antimili sonoro [es], hetsika iray nokarakarain'ny tambajotra Youth Network mba hanaparitahana amin'ny alalan'ny mozika ho amin'izao tontolo izao mikasika ny fanoherana ny tsy maintsy hanaovana raharaha miaramila. Nankalazaina tamin'ny alalan'ny lanonana ny daty, ary fivoriana maro no nokarakaraina nandritra ny...
Sivy no Maty ary Maro ny Maratra tao Amin'ny Fiangonana Kristiana Iray tao Queta, Pakistana
Nisy baomba nipoaka teo ambavahadin'ny Fiangonana Metôdista Betela Fahatsiarovana tao Pakistana ny Alahady 17 Desambra 2017. Nitranga io fanafihana io raha mbola teo avokoa ny mpino, ka nahatonga fahafatesan'olona sivy sy faharatran'olona maherin'ny 50.
Timor Atsinanana : “Andro Mahafalin'ny” Fifidianana Malalaka
Nankalaza ny tsingerin-taona faha-10n'ilay fitsapankevi-bahoaka izay nitarika ho amin'ny fahaleovantena ara-dalànan'ny faritra ireo Timore mpitoraka bilaogy. Ny sasany mahatsiaro ilay " andro mahafaly", ny hafa mampatsiahy ny fahavononany handroaka ireo tafika indoneziana mpibodo, ary ankehitriny misy ireo mampiasa ilay andro hametraham-panontaniana ny fotoana any Timor amin'izao fotoana izao.
Madagasikara: “Tsapako Ho Toy Ny Any Anaty Sarimihetsika Miresaka Ady Aho”
Nandray kihon-dàlana hafa indray ny olana politika misy ao Madagasikara , efa nitarazoka hatramin'ny Janoary lasa eo, miaraka amin'ny feom-basysy entona mandatsa-dranomaso, satria nifandona nanerana an'Antananarivo renivohitra ny polisy sy ireo mpanao hetsi-panoherana. Fijoroana vavolombelon'ireo nanatrika, tao amin'ny Facebook sy Twitter.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...