Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Febroary, 2017
Mamily Fiara Mitety ny Faritanin'ny Mpikendry Mahay Manakaiky ny Sisintany Azerbaijàna-Armenia
"Raha manapaka hevitra ny hitifitra iray amin'ireo fiara ry zareo, tsy misy olana aminy mihitsy ny manao izany. Faran'izay akaiky no misy an-dry zareo."
Sary Iray Navoakan'Ilay Mpaka Sarin-Gazety Kolombiana Nanova Fijery ny Ady Anaty Akata
Ny sarin'ireo nandalo nanao FARC tao Kolombia izay aseho amin'ny lafiny maha-olombelona kokoa no nahazo ny loka tamin'ny sokajy 'General News' tamin'ny fifaninanana "Sarin'ny Taona" nampanaovin'ny Ivontoerana Fanaovan-gazety Donald W. Reynolds .
Djibouti : Ho Toerana Hanehoana Ny Fifanandrian'i Trump sy Shina ve ?
Lasa sehatry ny ady ara-toekarena tanteraka ifanaovan'i Washington sy Pekin koa ny tanibe afrikana
Okrainiana Roa Voasazy Dimy Taona Am-Ponja Noho Ny Fanohanana Ny Fisintahana Ao Amin'ny Media Sosialy

Nosazian'ny fitsarana ao an-tanànan'i Sloviansk ny lehilahy roa noho ny fandrahonana ny filaminam-pirenena ao Okraina.
Britanika Mpanao Gazety Meritreritra Fa Tokony Hiala Tsiny Amin'i Amerika Latina Izao Tontolo Izao Noho Ilay Antsoiuy hoe “Ady Amin'ny Zava-mahadomelina”
Ao anatin'ity tantara ity, nozaraina ho ampahany roa, mitafa amin'i Johann Hari, Britanika mpanao gazety, i Estefanía Sepúlveda Portilla. Resahan'izy ireo sy fakafakainy ny "Ady amin'ny Zava-mahadomelina" ary ny niandohàny.
Hira Singlish Manintona Mandrisika An'i Hong Kong Hamerina Ny Fitaovan'ny Miaramila any Singapore
"Nahoana ianao no tsy maintsy ho liddat? Avereno ny Terrex nay!"