· Aogositra, 2014

Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Aogositra, 2014

Bilaogera Tao Gaza Mibitsika Ny Tantara Mampangitakitaka Nialàny Ireo Fanafihana Fiaramanidina Israeliana Teo Am-piampitàna Ny Sisintany Tao Rafah Ho Any Ejipta

Nanomboka nanao daroka baomba mavesatra tao Rafah ny tafika Israeliana, nataony lasibatra hatramin'ny hopitaly, 90 minitra taorian'ny nanombohan'ilay fampitsaharana poa-basy 72 ora noho ny maha-olona tao Gaza. Palestiniana fitopolo no maty ary an-jatony hafa no naratra tao Rafah nadritry ny darobìka baomba