· Marsa, 2014

Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Marsa, 2014

Lasa Aloha Loatra i Mama Rosia

Andramo ny maka sary ao an-tsaina ireo miaramila Okrainiana nalefa ao Crimée nefa tsy manana fitaovam-piadiana, toerana izay misy milisy manakan-dàlana sy manakenda ny seranampiaramanidina amin'ny fametrahana toerana fanaraha-maso.

Ataon'ny Rosiana Ho Fitaovam-Piadiana Ny Photoshop

Koa satria mandeha haingana dia haingana ny tohivakam-baovaon'ny Twitter ary miova malaky dia malaky ny vaovao hahafahan'ny tsy famahanam-bilaogy hitoetra maharitra kokoa, dia iray amin'ny fomba mahomby indrindra hitodihan'ny fifantohana ny fampiasana fampitan-kevitra efa tranainy: sariitatra politika.