· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Septambra, 2011

Libya: Bilaogera Eo Anelanelan'ny Jadona Sy Ny Ady

Efa ho enim-bolana izay no nanombohan'ilay fanoherana tao Libia. Ahoana no niainan'ireo Libiana ny sehatry ny bilaogy talohan'ny revolision'ny 17 Febroary ary ahoana ny fizotran'izany ny volana vitsivitsy farany teo? Fozia Mohamed dia nanara-maso akaiky ny tontolon'ny bilaogy hahafahany mizara izany amintsika.

01 Septambra 2011

Libya: Ny Fanafahana an'i Tripoli

Tamin'ny 20 Aogositra 2011, no nanomboka ny Hetsika ara-miaramila Mermaid Dawn (zazavavindrano fiposahan'ny masoandro) hanafahana an'i Tripoli ka niantsona ny Allahu Akbar (Lehibe ny Tompo!) hatrany amin'ny moské an-jatony niely manodidina...

01 Septambra 2011