Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Mey, 2018
Azia Atsimo: Politika, Hasambarana, Finoana Ary Vorona
Hitantsika amin'ity lahatsoratra manaraka ity ireo vaovao farany indrindra avy amin'ireo blaogy isankarazany mikasika ireo firenena Aziatika Tatsimo.
Horakoraky Ny Blaogy Bangladesh -12
Maro ireo blaogy nihorakoraka mikasika ny zava-misy ao Bangladesh.
Enimpolo taona nisiam-piovana fa mbola velona hatrany ilay tranon-tsarimihetsika novelomin'ny fianakaviana tao Thailandy
"Efa nanara-bolontany ny tsiro tadiavin'ny olona izay miovaova hatrany izahay. Izany no nahatonga anay nanova endrika in-telo ny teathra. Ny fianakaviana no mamelona ny fiharianay ary saika havana avokoa ny ankamaroan'ny mpiasa."
Barbady: Kanadiana Iray Mpizahatany Maty Taorian'ny Herisetra Nahazo Azy
Tamin'ny voalohan'ny volana, vaovao somary nampiahiahy no ren'ireo Barbadiens mikasika ny fanafihana feno habibiana ireo Kanadiana roa mpizahatany, nandritra ny fitsangatsanganana nataon'izy ireo nanaraka ny iray tamin'ireo morontsiraky ny nosy.
Hongria: “Toerana manala zavo-tsetroka ao afovoan-tanàna”
Niara-niasa tao afovoan-tanànan'i Budapest ireo mpanao maritrano, mpanakanto, biolojista ary teknisiana mba hampisehoana fa afaka mandray anjara amin'ny fanatsarana ny tontolo iainantsika ny fambolena ahidrano.
Ny toerana tsara haleha ho an'ny Global Voices andro mafana: tolakandro ao amin'ny Jardin des Plantes any Paris
Toerana vitsivitsy atoro anao...
Filipina: novonjen'ny feso sy ny trozona ilay mpanarato
Nilaza ilay mpanjono Filipiana Ronnie Dabal fa novonjen'ny feso sy ny trozona izy rehefa nivadika tany an-dranomasina ny sambony tany Palawan, Filipina.