Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Aogositra, 2024
Mitodi-doha any Shina ireo mpiantsenan'i Hong Kong fa any mora kokoa
Tsy nisy vokany firy ny ezaky ny governemanta Hong Kong hampiroborobo ny fizahantany sy ny fanavotana ny toekarena marefo an'i Hong Kong.