· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Janoary, 2008

Maraoka sy ny fahafahan’ny bolongana

  09 Janoary 2008

Tsara laza ho iray amin’ny firenena maro silamo manerantany ho manam-pahalalahana indrindra i Maraoka. Mifanakaiky ny fitovian-jon’ny vehivavy amin’ny lehilahy, manam-pahalalahana kokoa ny fampahalalam-baovao , vitsy ny vohikala voarara, ary ankehitriny, dia afaka manoratra izay tsy azon’ny fampahalalam-baovao soratana ny Mpanabolongana, araka an’i Agence France-Presse (AFP) aza moa dia ny...

Borondia : Vohikala ho fahatsiarovana ny fandripahana tany Gatumba

  08 Janoary 2008

Ny blaogy Agathon Raswa dia mitantara momba ny Vohikala vaovao nisokatra ho fahatsiarovana ny fandripahana tany Gatumba, ka ny tanjona amin'izany dia : « 1) Promoting the memorial of the deceased. 2) Working for the healing of the Gatumba Genocide Survivors. 3) Speaking out against Genocides, oppressions, tortures and all other kinds of...

Japana: ny ampitan’ny hadivory na hiserasera sa tsia?

  07 Janoary 2008

Anivon’ny famahoahan’ny serasera, mety hiteny ny olona iray fa mizara roa izao tontolo izao: Izay manam-pifandraisana sy izay tsy manam-pifandraisana amin’ny aterineto. Raha mandray anjara sy mifanabe anaty kolontsaina (“iraisana”) mivoatra mampiavaka azy manokana ny vitsy an’isa mpiserasera nefa tsy mitsaha-mitombo dia tsy (manana kolontsaina iraisana) kosa ny maro an’isa...

Fanadihadiana momba ny bolongana sy ny fanaovan-gazety

  07 Janoary 2008

Fabio Malini [pt] no mandrisika antsika hanaraka ny fanadihadian'i Alvaro Liuzzi [es] izay “niezaka hiresaka fanadihadiana tamina mpanabolongana maromaro Argentina, Espaniola, Shiliana sns – milazalaza ny omomba ny famahanam-bolongana sy ny fanaovan-gazety, navoaka an-dahatsary ao amin'ny vohikala Vimeo. 12 ny isany ary notontosaina tamina Canon Powershot A 550″. Paula Góes

Mozambique: Asehoy ny fisiantsika aza fady

  05 Janoary 2008

Carlos Serra [pt], izay mpamahana ny Diário de um sociólogo blog ary nandrombaka ny fandresena tamin'ny teny Portigey tamin'ny the 2007 BOBs (na ny Bolongana tsara indrindra), no tsy faly raha nanoritsoritra no momba ny bolongana mpiteny portigey ny haino amna-jery ka i Portugal sy i Brezila ihany no voatonona. “Averiko...

Japana: Ny Bolongana 50 malaza indrindra

  05 Janoary 2008

Serkan ao amin'ny Tokyotronic no nandrakitra an-tsoratra (ho amin'ny teny anglisy) ny lisitry ny bolongana 50 malaza indrindra any Japana (raha itokisana ny Technorati Japoney) . Araka ny nanaovany azy dia ny isan'ny rohy mankany amin'ny bolongana no masontsivana nifidianana azy ireo. Ohatra: Ny Gigazine (ny malaza indrindra) dia misy bolongana hafa...

25 taona ny Aterineto

03 Janoary 2008

Tamin'ny 1 Janoary 1983, 25 taona lasa izay, no nolazaina tamin'ny fomba ofisialy ny aterineto ho fitaovam-pifandraisan-davitra mampiasa ny haitao TCP/IP. Namoaka lahatsoratra milazalaza ny sombim-baovao sy ny fanehoany hevitra nisian'ny fivoaran'ny aterineto niainga tamin'ny fampiasana ny ftp ka mandra-pahatonga amin'ny fikirakirana ny web 2.0 i André Lemos [pt] “ Enga anie...

Shina: Topi-maso amin'ny Net

  02 Janoary 2008

Nandika lahatsoratra avy amin'ny Southern Weekend milaza ny fahombiazan'izy ireo  noho ny fahazoambaovao amin'ny alalan'ny aterineto i ESWN. Oiwan Lam

Alzeria: Fitsapana ny hevitry ny mpijery momba ny fanapoahana baomba

  01 Janoary 2008

Nouri izay mpamaham-bolongana Alzeriana no milaza ny heviny  mametraka adihevitra Momba ny fitsapana ny hevitry ny mpanaraka ny haino aman-jery Al Jazeera ao an-toerana. Ny fanontaniana napetraka tamin'ny aterineto tamin'izany moa dia hoe ankasitrahan'ny mpanaraka azy ve ny fanapoahana baomba any Alzeria sa tsia,[ ary nataony tsy mahagaga moa raha...