· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Avrily, 2018

Japana: Famarotam-baovao Nataon'ny Mpiasa tao amin'ny Mpampiely Vaovaom-panjakana NHK (Tapany Faharoa)

Efa nihena ny resabe tamin'ny herinandro momba ilay famarotam-baovao tao amin'ny mpampiely vaovam-panjakana NHK tao Japana, niaraka tamin'ny fanoloan'i Fukuchi Shigeo, mpanolotsaina taloha ny Fivarotan-dabiera Asahi, an'i Hashimoto Genichi, ilay filohan'ny NHK tototry ny olana, izay nametra-pialàna andro vitsy talohan'ny faran'ny fepotoana fiasany.

18 Avrily 2018

Libanona: Ny Fanjakazakan'ny Dinozaoro

Fotoana fohy taorian'ny tranga fanorisorenana nitranga vao haingana tany Libanona, nanomboka nampiasa ny teny hoe" Fanjakazakan'ny  Dinozaoro" ireo mpikatroka an'aterineto tamin'ny fanentanan'izy ireo anoherana ity fanafihana ny sehatry ny aterineton'izy ireo ity.

13 Avrily 2018