· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Febroary, 2018

Hong Kong: GFW Ao HK ?

  10 Febroary 2018

Fotoana fohy avy eo no nanoratan'Ingahy Bijou tao anaty blaogy mikasika ilay raharaha iahiahiana ny PCCW (ilay seham-pifandraisana lehibe indrindra ao HK sy ISP netvigator) ho manivana ilay vohikalan-dahatsoratra isa-maraina ao atsimon'i Shina. Noraisin'ny ESWN ilay raharaha

Zimbaboe: Voasakana Ny Bilaogiko!

  06 Febroary 2018

Ny Zoma 20 Martsa 2009, voasakana ny bilaogy Zimbaboeana, Peace, love & happiness unto the whole world . Namoaka lahatsoratra fohy momba izany ny mpanoratra ny bilaogy, Eusebia,  ary nilaza hoe: "...Tsy manaiky ny ho voasivana aho na ampitahorina hangina satria fantatro ny zoko maha-olombelona manana fahalalaham-pitenenana ... "