Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Aogositra, 2014
Miady Amin'ny Zavon-tSetroka Amin'ny Alalan'ny Fitaovana Antserasera Vaovao Fanarahamaso Afo i Indonezia
Voalaza fa nampihena ny fotoana ilain'ireo mpamono afo hamonjena izay fitrangàna afo ny fitaovana antserasera fanarahamaso afo (GFW-Fires), ka nidina hatramin'ny adiny 2 hatramin'ny adiny 4 ora ny adiny 20 teo aloha.
Twitter “Manakana” Ny Fidirana Amin'ireo Mpisovoka Malaza Ratsy Indrindra ao Rosia

Tsy afa-miditra amin'ny @b0ltai, kaontin'ny vondrona hacker - mpisovoka - iray izay nanaporitsaka tahirin-kevitra anatin'i Kremlin hivoaka amin'ny aterineto tao anatin'ny fito volana izao, intsony ny mpisera Twitter ao Rosia.