Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Mey, 2011
Syria: Tatitra momba ny Fahatapahan'ny Fifandraisan-davitra, Fihetsiketseham-pahatezerana
Mpisera Twitter ao Syria no nitatitra fa nisy fahatapahana ny fifandraisan-davitra aterineto fitondra androany, mbola mitohy hatrany ny fihetsiketsehana manerana ny firenena Furious Syrian nitatitra hoe: Nihena ny fampiasana aterineto fitondra sy ny fandrakofana 3G manokana ao #Syria. Ny roa sy ny mpandraharaha momba ny finday ihany no an'i cousin...
Rosia: Miady Hevitra Momba ny Teknolojia sy ny Mangarahara ireo Mpitoraka Blaogin'ny Governemanta ao amin'ny Aterineto (Video)
Yekaterina Aksyonova, mpamorona ny gov-gov.ru, iray amin'ireo blaogy mpanome vaovao lehibe indrindra momba ny governemanta amin'ny aterineto any Rosia, dia nihaona vao haingana tamin'ny Global Voices tao amin'ny BarCamp an'i Azia afovoany, ary namaly fanontaniana maromaro momba ny anjara asan'ny teknolojia sy ny fangaraharàna.
Nepal : Azo tapahina ho mariky ny fanoherana ve ny Aterineto
Nikorontana ireo mpiserasera nepaley, raha nahita fa nanapaka ny fidirana amin'ny aterineto ny “Fikambanana Nepaley Mpanome Tolotra Aterineto” (ISPAN) ny alahady 10 aprily 2011 nanomboka tamin'ny 1 ora hatramin'ny 2 ora atoandro mba ho fanehoana ny tsy fankasitrahany ny fepetra ara-pitsarana noraisin'ny governemanta manoloana ny ” fanodinkodinana tsy ara-dalàna ny antso...